Teny iditra mikorisa (korisa)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mibolisatra: Nikorisa tamin' ny hoditr' akondro izy
¶ Mandeha midina nefa tsy mamindrafindra ny tongotra akory fa mamela ny tena hisosa fotsiny amin' izao: Nikorisa tamin' ny ravin' akondro izy hatrery ambany erý [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to slide along [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay glisser [Hallanger 1974]
Endriteny 
mikorisa
nikorisa
hikorisa
mikorisà

Teny iditra mikorisà (korisa)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikorisa [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2012/08/14