Teny iditra mikorododo (korododo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Malady, maika: Mitaitay hivady ny tanora ankehitriny, ka tsy mahagaga raha mikorododo hisaraka [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mikorododo
Ny lasa : nikorododo
Ny hoavy : hikorododo
Filaza mandidy : mikorododoa
Tovy hevitra dodona ~ maika ~ malady ~ malaky

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20