Teny iditra mikorodona (korodona (rodona))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandeha maro manao dia maika; mingodongodona rehefa mandeha [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mikorodona
nikorodona
hikorodona
mikorodòna

Teny iditra mikorodòna (korodona (rodona))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikorodona [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/04/26