Teny iditra mikorodorodo (korodorodo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mandeha maro mingodongodona [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mikorodorodo
Ny lasa : nikorodorodo
Ny hoavy : hikorodorodo

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05