Teny iditra mikorofoka (korofoka (kofoka))
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Manetsiketsika ny tongotra aman-tanana: [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   s'agiter, se démener, se secouer [Abinal 1888]
Ny bikany  
mikorofoka
nikorofoka
hikorofoka
mikorofoha

Nohavaozina tamin' ny 2014/10/17