Teny iditra mikorombimby (korombimby)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manao araka izay azo atao, misasatra, misahirana fatratra [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mikorombimby
Ny lasa : nikorombimby
Ny hoavy : hikorombimby
Filaza mandidy : mikorombimbia

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05