Teny iditra mikorontana (korontana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Tsy milamina, misafotofoto ambony ambany: Mikorontana ny zavatra ato an-trano
¶ Isehoan' ny tsy fifanarahana, tsy mifanaraka: Mikorontana ny fanambadian-dry zareo
¶ Misy tabataba: Nikorontana be ihany ny fanjakana tamin' izay
Mitovy hevitra: mifamotaka ambony ambany ~ mifangaro be ihany ~ tsy milamina [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mikorontana
nikorontana
hikorontana
mikorontàna
Teny mitovy hevitra mifanjevo ~ misaritaka ~ misavoritaka ~ mifotofoto ~ misafotofoto ~ misavorovoro ~ mikorokoro

Teny iditra mikorontàna (korontana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikorontana [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/04/29