Teny iditra mikoropapa (koropapa)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manao fihetsika toa tsy voahevitra ka tsy mandeha amin' izay izy noho ny hamaikana na ny hamaimaizana: Tonga tampoka ny rafozany ka nikorapaka Rasoa hamono akoho [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mikoropapa
nikoropapa
hikoropapa
mikoropapà
Tsipelina hafa 

Teny iditra mikoropapà (koropapa)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikoropapa [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]
Tsipelina hafa 

2012/08/14