Teny iditra mikororoka (kororoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manala ny voam-bary amin' ny bozaka na ny akofa ka toy izao no fanaovana izany: alaina ny vary dia araraka avy ambony ary dia entin' ny rivotra ny bozaka na ny akofa..., fa ny voam-bary kosa midina ka angonina amin' ny sahafa
¶ Manaratsy: Loza iny vehivavy iny raha hikororoka olona [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to winnow grain in the wind [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay vanner à la brise [Hallanger 1974]
Endriteny 
mikororoka
nikororoka
hikororoka
mikororoha
Teny nalaina 

2012/08/14