Teny iditra mikororosy (kororosy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manao ankororosy
¶ Mikodingy, mivarimbarina: Nikororosy tany an-tevana ilay mpangalatra
¶ Midina, mitambororotra, izany hoe mikorotsaka fotsiny hatrany: Tia mikororosy (na tia manao ankororosy) ambonin' ny ranomandry ny mponina any andafy ~ Efa nikororosy ireo nanodinkodim-bolam-bahoaka teo aloha [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to slide; to fall down [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay glisser, dégringoler [Hallanger 1974]
Endriteny 
mikororosy
nikororosy
hikororosy
mikororosia
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

2012/08/14