Teny iditra mikororosy fahana (kororosy, fahana)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy enti-milaza ny basy izay tsy amin' ny toerany intsony ny fahany fa mivaha midina
¶ olona mivarina amin' ny toerana ambony misy azy [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy used of walls not properly built falling down, or of a person who is too readily disturbed or troubled. [Richardson 1885]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31