Teny iditra mikorosy (korosy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Misosa na mikorotsaka, fa amin' ny ilany ihany [Rajemisa 1985]
 miharatsy [SLP 1986]
Famaritana frantsay dégénérer [SLP 1986]
Endriteny 
mikorosy
nikorosy
hikorosy
mikorosia

2012/08/14