Teny iditra mikorotika (korotika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Rovitra, kotika
¶ Simba
¶ Misavorovoro
¶ Simba, mikorontana: Mikorotika ny fihavanan' ny roa tonta [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mikorotika
nikorotika
hikorotika
mikoroteha

2010/05/14