Teny iditra mikorotsaka (korotsaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mibolisatra mianjera: Nikorotsaka tany an-kady ilay olon-dratsy
¶ Midina, mikoriana: Rano mikorotsaka ao anaty daba izany henonao izany [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mikorotsaka
nikorotsaka
hikorotsaka
mikorotsaha

Teny iditra mikorôtsaka
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Bezanozano] mikorosy [Rakotosaona 1972]

2010/05/14