Teny iditra mikosika (kosika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mamaoka mafy, mandilotra, mikiky [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy to scrub, to rub hard [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay frotter, effacer, raturer [Hallanger 1974]
Endriteny 
mikosika
nikosika
hikosika
mikoseha

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31