Teny iditra mikosina (kosina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Miforitra, mitavana mihosina amin' ny zavatra maloto: Mikosina amin' ny vovoka foana io zaza io ka maloto lava
¶ Misafosafo tena; mihaotra: Aza mikosina amin' ny rindrina
¶ Miaraka matetika amin' ny olona tsy mitovy hambonian-toetra amin' ny tena, amin' ny fatritran' olona: Mikosina amin' ny naman-dratsy io zazalahy io [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mikosina
nikosina
hikosina
mikosena

2010/05/14