Teny iditra mikosoka (kosoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mikasoka mafy hialan' ny loto na hanorotoroana [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mikosoka
nikosoka
hikosoka
mikosoha

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31