Teny iditra mikotana (kotana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mitabataba: Mikotana ny tany amin' izao fotoana izao
¶ Tsy mifanaraka: Mikotana ny mpiasa sy ny mpampiasa amin' ity tanàna ity [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mikotana
nikotana
hikotana
mikotàna

Teny iditra mikotàna (kotana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikotana [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/04/29