Teny iditra | mikotrana (kotrana) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Famaritana malagasy | Mifampipòka, mifandona: Ento mora ireto tavoahangy ireto sao mikotrana ¶ Mifanditra, miady vava: Mikotrana foana izy miaotra ireo ¶ Mitabataba: Tamin' izay, nikotrana ny tanàna [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Endriteny |
| ||||||||||||||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny mikotrana io | ||||||||||||||||
Teny iditra | mikotràna (kotrana) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikotrana | ||||||||||||||||
Famaritana malagasy | [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Famaritana frantsay | [Abinal 1888] | ||||||||||||||||
2013/04/29 |
![]() |