Teny iditra | mikotrika (kotrika) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mambomba ny atody mba hanafana azy ka hahafoy azy ho zary zanany: Te hikotrika io reniakoho io fa sarony Manao izay hahafoy (atody): Betsaka ny akoho no mikotri-borona Mandry eo am-pandriana lava, indraindray koa aza enti-milaza, amin' ny fomba hatsikana, ny vehivavy mifana [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To sit on eggs [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Couver des oeufs [1.8] | ||||||||
Voambolana | Haibiby: (amin' ny ankapobeny) ~ Toe-karena: fiompiana | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mikotrika io | ||||||||
Fivaditsoratra | mikatroky, mikitroka, mikotrika |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |