Teny iditra mikovavy (kovavy (vavy))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manana toetra vavivavy [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mikovavy
nikovavy
hikovavy
mikovavia

2013/04/29