Teny iditra mikovilavila (kovilavila)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Tsy mahitsy fa miolikolika, na manketsy mankeroa: Mikovilavila ny soratry ny zaza vao miana-manoratra [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mikovilavila
nikovilavila
hikovilavila
mikovilavilà

Teny iditra mikovilavilà (kovilavila)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikovilavila [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/04/29