Teny iditra mikoy (koy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manaiky fa resy: Nasian' ny miaramila mafy ny fahavalo ka nikoy
¶ Miaiky na migaga ny fahaizana na ny fahatanjahan' ny olona iray: Nampisehoan' Isambilo ny fahaizany ny mpianatra namany ka nikoy
¶ Mibaboka amy..., miaiky: Mikoy ny hadisoanao ve ianao? [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to draw back; to give up, to surrender [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay reculer; reconnaître la supériorité des autres [Hallanger 1974]
Endriteny 
mikoy
nikoy
hikoy
mikoiza

2012/08/14