Teny iditra miladilady (ladilady (lady))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mitady hitsofotsofoka, hisisika: Tandremo fa mbola hiladilady any aminao any iny Ramatoa iny [Rajemisa 1985]
Endriteny 
miladilady
niladilady
hiladilady
miladiladia

2013/04/29