Teny iditra miladitra (laditra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandeha na manao zavatra miadana dia miadana: Hosoloako mihitsy io mpiasa io fa miladitra loatra raha manao zavatra [Rajemisa 1985]
Endriteny 
miladitra
niladitra
hiladitra
miladira
Teny mitovy hevitra meda ~ medameda ~ mitaredretra ~ mitsiredareda ~ milasilasy ~ mitavozavoza ~ mikisinkisina ~ miadana

2010/05/14