Teny iditra milafika (lafika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Misy lafika: Tsy afaka manoratra aho raha tsy milafika ny taratasy
¶ Milozoka, mikezaka: Milafika amin' ny fianarana Rakoto
Mitovy hevitra: mifantsika ~ mikely aina ~ mimaso
¶ Mijanona ela, mitoetra ela: Nilafika tao aminay nandritra ny iray volana io olona io [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to have a mat under; to stay on in someone's house [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay avoir une natte, dessous; rester longtemps chez les gens [Hallanger 1974]
Endriteny 
milafika
nilafika
hilafika
milafiha
Kamban-teny, lohateny, anarana 

2012/08/14