Teny iditra milafolafo (lafolafo (lafo))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mihetsiketsika, mihoalahoala (mba hisintonana ny mason' ny olona, mba hanangoly): Milafolafo aoka izany io tovovavy io rehefa mandalo tovolahy [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : milafolafo
Ny lasa : nilafolafo
Ny hoavy : hilafolafo
Filaza mandidy : milafolafoa

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20