Teny iditra milaika (laika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandeha miadana dia miadana ka misy fihetsehana kely atao
¶ Mandihy amimpahamendrehana, misonenika, toy ny fanao amin' ny lanonam-pamorana [Rajemisa 1985]
Endriteny 
milaika
nilaika
hilaika
milaikà
Ohatra Noroahiny hihahaka teny an-tsaha ny omby ary indry miverina, milaika tsimoramora hamonjy tanàna. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 155]

Teny iditra milaikà (laika)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao milaika [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/04/29