Teny iditra milaikalaika (laikalaika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: miadana
Ohatra Ny akaiky fodiana ihany no milaikalaika miadam-piatsena fa tsy Rainitoandro sy ny namany mbola manana roapolo kilaometatra mahery hanjehina. [2.470]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20