Teny iditra milaikolaiko (laikolaiko (laiko))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mamindra somary miandranandrana na miangolangola [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to walk feebly or awkwardly [Richardson 1885]
Endriteny 
milaikolaiko
nilaikolaiko
hilaikolaiko
milaikolaikoa

2012/08/14