Teny iditra | milalotra (lalotra) | ||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | Plastered, polished, varnished [1.2] | ||||||
Ohatra | Ny bikan-trano sy ny lokony no itambarana amin' ny maha trano gasy azy, mitafo bozaka sy milalotra tanimena.
[2.470] | ||||||
Teny iditra | milalotra (lalotra) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | To go or work slowly (?) [1.2] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Kamban-teny |
| ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08 |