Teny iditra milamina (lamina)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Milahatra tsara: Mahafinaritra ny mij [...]
¶ Mirindra, milanto, mandeha tsara: Hat [...]
¶ Voamboatra, voavitrana, voarindra: Ef [...]
¶ Tsy mikorontana, voakarakara ka amin' ny [...]
¶ Tsy misy zavatra manembantsembana, misos [...]
¶ mandeha tsara, mizotra milamina, tsy mis [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to be arranged, to be in order [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   être arrangé, disposé en ordre, s’arranger; aller, agir à son aise: Milamina tsara ny raharahantsika izao (Notre affaire est maintenant bien arrangée, marche bien) ~ Efa milamina tsara ny fihavananay izao (Nos relations se sont bien arrangées, sont redevenues bien bonnes) ~ Nilamina tsara ny dianay (Nous avons marché bien à notre aise) [Abinal 1888]
Ohatra   Amin’ny fotoana milamina, ilaina ny fifanakalozan-kevitra. [SeFaFi ]
Daka milamina, tsy rototra, tsy misy fanontaniana intsony koa. [Andraina: Mitaraina, takila 220]
Sampanteny  
Ny bikany  
milamina
nilamina
hilamina
milana
Fitovian-keviteny   mimpirina ~ milanto ~ mirindra ~ miravona ~ misononoka ~ misosa

Teny iditra milamìna (lamina)
Sokajin-teny   filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao milamina [firaketana]
Famaritana malagasy   [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2015/03/22