Teny iditra milanja loha
Singan-teny milanja ; loha
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ilazana ny olona miavona sy lasa mirintona noho ny hatezerana ka miandranandrana [1.1]
Tovy hevitra milanja orona

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/26