Teny iditra milaño
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Tanala] mamonjy lanonana, mifaly [Rakotosaona 1972]

Teny iditra milaño
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Bara, Taisaka] milomano [Rakotosaona 1972]

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/06