Teny iditra milanto (lanto)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Milamina: Milanto erý ireto bokinao
¶ Milahatra na voalahatra tsara ka tonga mahafinaritra ny maso na ny sofina, mirindra: Milanto erý ny fiteniny ka maha-te hihaino
¶ Mifanaraka, mifankahazo: Milanto tsara ireto mpivady roa ireto
Mitovy hevitra: milahatra ~ milamina ~ mirindra [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   arranged [Richardson 1885]
   to be well arranged; to get along together [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   être bien disposé; s'entendre [Hallanger 1974]
Ny bikany  
milanto
nilanto
hilanto
milantoa

Nohavaozina tamin' ny 2012/08/14