Teny iditra milantsika (lantsika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Miforitra mankany ivoho ny tena, mitondrotra ny eo anoloana: Milantsi-pandeha Rakoto [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : milantsika
Ny lasa : nilantsika
Ny hoavy : hilantsika
Filaza mandidy : milantsiha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05