Teny iditra milaro (laro)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Miharo amin' ny laro; misy laro: Paraky tsy milaro no amidin' ilay Rangahy io [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy having the laro in [Richardson 1885]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31