Teny iditra milasilasy (lasilasy (lasy))
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mandeha na manao raharaha miadana, tsy rototra: Milasilasy loatra io zazalahy io rehefa miasa ka an-gamba hosoloako
Mitovy hevitra: mikisinkisina ~ mitaredretra ~ mitavozavoza ~ mitsiredareda [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   to be weak and awkward in one's work [Richardson 1885]
Endriteny  
milasilasy
nilasilasy
hilasilasy
milasilasia

2013/04/29