Teny iditra mila sotasota
Singan-teny mila ; sotasota
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny anglisy To seek an occasion for quarrelling. [1.2]
 To pick a quarrel, to look for a quarrel [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Chercher querelle, chercher noise [1.8]
Ohatra Araka ireny fanaony hita any am-pitetezam-paritany ireny, dia misotro toaka lava Rangahy io, ary rehefa mamo, hono izy dia, mivoaka any an-tanàna ary mila sotasota amin' izay sendra azy. [2.472]
Tovy hevitra mila tonony ~ mila vaniny

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/14