Teny iditra mila tay
Singan-teny mila ; tay
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mitady zavatra mety hampidi-doza sy hiteraka fahasahiranana ho an' ny tena [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To seek for trouble. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay L' homme méticuleux se crée des embarras.
L' homme audacieux cherche chicane à plus fort que lui [2.415]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/14