Teny iditra mila tonony
Singan-teny mila ; tonona
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Manao izay hiadiana amin' ny zavatra tsy toy inona, mitsongo teny sy mila vaniny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To seek for what cannot be divided ; to seek an occasion for quarreling. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Chercher querelle [1.3]
Tovy hevitra mila vaniny

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/14