Teny iditra | mila vaniny | |
Singan-teny | mila ; vany | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Mila ady, olona sarotiny amin' izay atao [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | To seek for what cannot be divided ; to seek an occasion for quarreling [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | Chercher querelle [1.3] | |
Tovy hevitra | mila tonony | |
Nohavaozina tamin' ny 2024/03/21 |