Teny iditra |
milay
(lay)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mandeha amin'ny sambo misy lay [1.1]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
milay |
Ny lasa : |
nilay |
Ny hoavy : |
hilay |
|
|
Teny iditra |
milay
(lay)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mividy zavatra ka atao trosa ny vidiny: Milay henan-kisoa roa kilao [1.1]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
milay |
Ny lasa : |
nilay |
Ny hoavy : |
hilay |
Filaza mandidy : |
milaiza |
|
|
Teny iditra |
milay
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bara, Sakalava, Tanosy]
mihazakazaka
[1.78]
|
|
Teny iditra |
milay
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | (fiteny somary baranahiny) Tsara tarehy [1.1]
|
|
Teny iditra |
milay
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bara]
Manao andolompo [1.78]
|
|