Teny iditra milefona omby
Singan-teny milefona ; omby
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fomba fianianana fahizay (vonoina ny zanak' omby ka manao velirano eo izay mianiana na izay mifanaiky, ka izay mivadika dia tsitsihina ho toy io zanak' omby io) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Prêter serment de fidélité en agitant une lance dans les flancs d'un veau, dont on a mis la queue à la place de la tête, les pieds de derrière à la place des pieds de devant et vice-versa, et en prononçant les malédictions d'usage [1.3]
Ohatra No milefona omby ianareo roambinifolo lahy, ka tsy manangana andriana? [2.298]

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08