Teny iditra milelaka ny tanty
Singan-teny milelaka ; tanty
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fomba fiteny enti-miala tsiny amin' ny vahiny nasaina noho ny faha tsizarizary na hakelin' ny sakafo naroso azy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08