Teny iditra milelalela (lelalela (lela))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Sihanaka] mikiakiaka [Rakotosaona 1972]
 Mamoaka lelafo miredareda: Nilelalela aoka izany ny lelafo tamin' ilay haintrano terý atsinanana
¶ Mikiakiaka mafy, indrindra raha miantso: Mba mitenena moramora fa aza milelalela ohatra ny adala
¶ Manintona na manaitra ny maso izaitsizy noho izy mamirapiratra na be renty: Milelalela loatra ny akanjon' iny vehivavy iny
¶ Maharary toa mahamay; te hihinan-kanina mafy: Tsy nanendry afa-tsy vary sosoa kely aho halina ka milelalela izaitsizy ny ambavafoko izao [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to talk a lot; to cry out [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay parler avec entrain; criailler [Hallanger 1974]
Endriteny 
milelalela
nilelalela
hilelalela
milelalelà

Teny iditra milelalela
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Tambahoaka] midedadeda [Rakotosaona 1972]

Teny iditra milelalelà (lelalela (lela))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao milelalela [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2012/08/14