Teny iditra | milenodenoka (lenodenoka (lenoka)) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Maniry tsara, midokadoka mahafinaritra [1.1] | ||||||
Ohatra | Lemaka midadasika, lonaka, feno voly milenodenoka.
[2.499] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Kamban-teny |
| ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08 |