Teny iditra miletsy (letsy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Bara] mifanizina [Rakotosaona 1972]
 Mietry: Miletsy ny valin-drihana
¶ Milefitra, miforitra noho ny lanjan' entana entina: Loza ny havesatr' ity vata ity fa efa miletsy mihitsy ireo mpitondra efa-dahy matanjaka
¶ Midina mitambotsotra: Efa fararano izao ka antenaina fa hiletsy ny vidimbary [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to sink or yield under weight or pressure [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay s'affaisser sous un poids, une préssion [Hallanger 1974]
Endriteny 
miletsy
niletsy
hiletsy
miletse

2012/08/14