Teny iditra milina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fiasana namboarina handeha ho azy ka entina hanaovan-javatra: Milina fanjairana ~ Milina fanoratana [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy a machine, an engine [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay machine, rouages [Hallanger 1974]
Ny fihaviany Anglisy: mill.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31