Teny iditra militera
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Momba ny miaramila
¶ Ny miaramila; ny antokon' olona manao raharaha-miaramila: Natokan-toerana avy: an-kilany ny sivilina, andaniny ny militera [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy military
¶ the military [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay un militaire [Hallanger 1974]
Ny fihaviany Frantsay: militaire.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31